VAOVAO – MINUTE FLASH 17 FEBROARY 2021

Affiche YouTube

– ANTANANARIVO RENIVOHITRA – Natsahatra ny fifanekem-piaraha-miasa eo amin’ny kaominina sy ny Easy Park, hoy i Naina Andriantsitohaina
– TOETRY NY ANDRO – Hihamafy ny rivotra amin’ny morontsiraka andrefan’i Madagasikara
– SISIN-TANY – Nakatona ny varavarana enina amin’ny varavarana 18 fidirana amin’ny tokontany fiondranana amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato