VAOVAO – MINUTE FLASH 17 JANOARY 2023

– FIARAHA-MIASA – Tanteraka androany ny fanaovan-tsonia ho famatsiam-bola eo amin’i Madagasikara sy ny Banky afrikanina ho an’ny Fampandrosoana (BAD)
– FOTODRAFITR’ASA – Vinavinaina hisokatra ny amin’ny volana Jona ny seranan-tsambon’i Manakara
– RIVO-DOZA : Mihatra amin’ny faritra efatra ny filazana loza maitso.
– FANJIFANA. Hanamafy ny fitsirihana ny vidin’entana eny an-tsena ny Fanjakana