VAOVAO – MINUTE FLASH 17 JOLAY 2023

– FANADINAM-PANJAKANA – Miisa 215.630 ireo mpiadina manala ny bakalorea manomboka androany 17 Jolay
– FAMATSIANA – Nanome telo herinandro an’ny ministry ny Angovo ny filoha Andry Rajoelina hamahana ny olan’ny fahatapahan-jiro
– BAOLINA KITRA – Ekipa valo avy amin’ny Pro League no hiatrika ampahaefa-dalan’ny fiadiana ny Amboaran’i Madagasikara
– FIKOJANA LALANA – Ho aloa ao anaty folo andro ny volan’ireo mpanamboatra làlana nahavita ara-dalàna ny asany, hoy ny Filohan’ny Repoblika