– FANDRIAM-PAHALEMANA – Nohamafisina ny fiambenana an’Ambalatavoahangy hisorohana izay mety ho fanararaotana ny fisian’ny valan’aretina ao am-ponja
– TOE-KARENA – Fanampiana ara-bola mivantana no takian’ireo solontenan’ny orinasa madinika tonga nivory teny Iavoloha hanohanana ny orinasa madinika
– VALAN’ARETINA – Niampy 61 ny isan’ireo voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus, 33 kosa no voalaza fa sitrana