VAOVAO – MINUTE FLASH 17 MARTSA 2021

Affiche YouTube

– FANAPOIZINANA ARA-TSAKAFO –:15 ireo olona maty vokatry ny fihinanana henana fano tany Vatomandry
– VALANARETINA : Olona roa no namoy ny ainy noho ny Covid-19, 138 ireo olona vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
– BAOLINA KITRA : Fiaramanidina manokana avy amin’ny orinasa seiseloa Air Seychelles no hitondra ny Barean’i Madagasikara any Etiopia