– FIFANDRAISANA : I Maorisy no handray ny fitantanana ny Vondron’ny ranomasimbe Indiana hisolo an’i Madagasikara
– BAOLINA KITRA : Lalao 13 no hanokatra ny fiadiana ny Amboaran’i Madagasikara 2023
– ASA VAVENTY : Mitohy ny asa fanorenana an’ilay arabe migodana mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina
– FIFAMOIVOIZANA : Ho tapaka ny lalana eny Anosy sy ny manodidina ny alahady 21 Mey maraina
