VAOVAO – MINUTE FLASH 17 NOVAMBRA 2022

– FAMATSIANA HERINARATRA: Niroso tamin’ny fandatsahana orana nanomboka omaly ny JIrama sy ny sampana mpamantatra ny toetr’andro
– FIZAHANTANY – Voasokajin’ny Travel Lemming ho isan’ireo toerana tsara tsidihana amin’ny taona 2023 ny Nosy Sainte Marie
– FAHASALAMANA : Nanolotra fiara fitaterana marary ho an’ny Polyclinique Ankadifotsy ry zareo Japoney
– ASAM-PANJAKANA : Vinavinaina ho 9.498 ny isan’ireo ho raisina ho mpiasam-panjakana amin’ny taona 2023