VAOVAO – MINUTE FLASH 17 OKTOBRA 2023

FIFIDIANANA : Nisy fifandonana teo amin’ny mpomba ireo vondron’ny kandida sy ny mpomba ny filoha teo aloha teny 67 ha
PARLEMANTA : Miantso ny Malagasy tsy hifandrafy i Christine Razanamahasoa
RAHARAHAM-PIRENENA : Nihaona tamin’ny Praiministra ireo masoivoho fito mpiara-miombon’antoka amin’i Madagasikara
SERASERA : Fampirantiana sary pika sy sary hitatra no entina hanentanana ny daholobe amin’ny ady amin’ny vaovao nodisoana.