VAOVAO – MINUTE FLASH 18 DESAMBRA 2023

– DIPLOMASIA – Ny sekreteram-panjakana frantsay miadidy ny Ranomasina no nitondra ny teny fiarahaban’ny filoha frantsay ho an’ny filoha Andry Rajoelina
– FIANIANANA – Filoham-pirenena enina, praiminisitra sy solontem-panjakana vahiny maro no nanatrika ny lanonam-pianianan’ny filoha malagasy ny sabotsy lasa teo
– FIZARANA – Toerana telo no hahafahana maka ilay jiro mandeha amin’ny masoandro eto Antananarivo Renivohitra
– RUGBY – Norombahin’ny Cosfa ny amboaran’i Madagasikara 2023, fahatelo ny FTM