VAOVAO – MINUTE FLASH 18 JANOARY 2021

Affiche YouTube

– KERE – Manao antso avo iraisam-pirenena hitadiavana vola 79,5 tapitrisa dolara hanampiana ny ady amin’ny kere any atsimo ny fitondrana malagasy sy ny vondron’ny firenena mikambana
– FAHASALAMAM-BAHOAKA – Ilaina ny kara-panondro mandritra ny fizaham-pahasalamana ao amin’ny Village Voara
– ANTENIMIERAN-DOHOLONA – Maro ireo tompon’andraikitra tsy namaly ny fanotanian’ireo loholona tonga nanao fanadihadiana