– BAOLINA KITRA – Tsy handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompon-dakan’i Afrika ny Fosa Juniors, ny Elgeco Plus kosa no hisolotena an’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny Amboaran’ny CAF
– ANGOVO – Mampiato ny famatsiana herinaratra vokarin’ny Poste d’interconnexion Ambohimanambola ny Jirama
– HETSIKA – Hitohy any amin’ny faritra Atsinanana sy Analanjirofo ilay hetsika Fiara Zo karakarain’ny ministeran’ny Fitsarana
– FAMATSIANA – Niampy roa tapitrisa mahery ny olona misitraka rano fisotro madio eto Madagasikara teo anelanelan’ny taona 2019 sy 2022
