VAOVAO – MINUTE FLASH 18 MARTSA 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA – Olona iray no namoy ny ainy noho ny Covid-19, 173 ireo olona vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
– BAOLINA KITRA – Tsy kivy i Nicolas Dupuis na eo aza ny tsy fahafahan’ny mpilalao maro hiatrika ny lalao amin’ny faran’ny volana Martsa, niantso mpilalao efatra vaovao izy
– VALANARETINA – Tsy azo atao ny mamory olona mihoatra ny 200 ary tsy azo atrehin’ny mpijery ny fifaninana ara-panatanjahan-tena ankoatra ireo nahazoana alalana manokana