VAOVAO – MINUTE FLASH 18 MAY 2020

– CORONAVIRUS : Nahitana marary iray tao Mahajanga, tranga 17 hafa tao Toamasina
– FIFAMOIVOIZANA : Nosaziana ireo sarety sy fiara tsy manara-dalàna
– FANARAHAMASO NY FIVEZIVEZENA : Ny ampahefan’ireo fiara nikasa hiditra teto Analamanga no naverin-dàlana