– INDOSTRIA – Lafarinina 500 taonina isan’andro no hovokarin’ny orinasa LMOI any Toamasina
– TETIBOLA – Hihena ny hetra alaina amin’ny karaman’ny mpiasa
– KOLONTSAINA – Tsy hanam-bahiny avy any ivelany ny hetsika RFC 2020 na dia misy horonan-tsary afrikanina mifaninana aza

