VAOVAO – MINUTE FLASH 18 OKTOBRA 2023

FIFIDIANANA : Nizotra am-pilaminana ny diaben’ny vondron’ny kandidà 11 androany alarobia, nanentana ireo mpitarika politika hananatra ireo antokon’olony ny mpitandro filaminana
FANKASITRAHANA : Notolorana ny diplaoma « doctorat honoris causa » ny Profesora Manassé Esoavelomandroso
BAOLINA KITRA : Fandresena iray sy faharesena iray no vokatra azon’ny Barea nandritra ireo lalao ara-pirahalahiana nataony tany Maraoka
FIHETSIKETSEHANA : Miantso ny tompon’andraikitra hanamafy ny ezaka hisian’ny fitoniana ny CNIDH