VAOVAO – MINUTE FLASH 18 SEPTAMBRA 2023

– FIFIDIANANA – Vinavinaina ho vita amin’ny faran’ity herinandro ity ny fanontana ny biletà tokana
– FIFIDIANANA – Nanapa-kevitra ny tsy handefa ny solontenany eny anivon’ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana ny kandida 11
– RUGBY – Resy teo amin’ny dingan’ny ampahaefa-dalana ny Makis nandritra ny fifanintsanana hiatrehana ny Lalao olaimpika, laharana fahafito ny ekipam-pirenena malagasy
– BAOLINA KITRA – Ho atao eto Antananarivo ny fifidianana ny filohan’ny Federasiona sy ireo komity mpanatanteraka ny 14 Oktobra