– VALANARETINA : Olona folo no lavon’ny valan’aretina Covid-19, 593 kosa ireo tranga vaovao ny alahady 18 Aprily
– VALANARETINA : HIhiboka mandritra ny sabotsy sy alahady ny eto Analamanga
– BAOLINA KITRA/PRO LEAGUE : Hiatrika ny dingana faharoa ny Five FC, hiandry ny fanapahan-kevitry ny komity mpikarakara kos any Cosfa

