BASKETBALL : Ho hamafisina ny eo amin’ny fiarovan-tenan’ny Ankoay latsaka ny 19 taona hoy i Aimé Randria, miatrika ny fanomanana ny fiadiana ny amboara eran-tany any Frantsa
FIFAMOIVOIZANA : Mampatsiahy ny ora hafahan’ireo fiara vaventy mivezivezy eto Antananarivo Renivohitra ny eo anivon’ny Kaominina
EID EL FITR : Misokatra avokoa ireo masoivoho an’ny orinasa JIRAMA ny zoma 21 aprily izao, mikatona kosa ireo banky rehetra manerana ny Nosy
FANATANJAHANTENA : Hanatanteraka hetsika eo anoloan’ny lapan’ny tanànan’i Antananarivo ny ministeran’ny tanora sy ny fanatanjahantena amin’ny alahady 23 aprily
