VAOVAO – MINUTE FLASH 19 DESAMBRA 2022.

– FITSARANA TAMPONY : Fotoana hamitana ny asa tsy vita mandritra ny taona ny vanim-potoana fialantsasatry ny Fitsarana, vacances judiciaires, hoy i Benjamin Alexis Rakotomandimby, tonia mpampanoa ambony
– SAKAFON-JAZAKELY : Nahazo taratasy fanamarinana fa manaraka ny fenitra « Norme malagasy NMG 103-5 » avy amin’ny Bureau des Normes de Madagascar ny vokatra Nutrilait
– VALANARETINA : Iray no maty ary olona 63 no voatily fa mitondra ny tsimok’aretina Covid 19 ny 10 hatramin’ny 16 Desambra 2022
– LALAO IRAISAM-PIRENENA : Baolina 172 no maty nandritra ny Mondial 2022