VAOVAO – MINUTE FLASH 19 DESAMBRA 2023.

– FITSARANA – Mihemotra amin’ny 30 Janoary 2024 ny famoahana ny didim-pitsaran’ny raharahan’ny filohan’ny SECES sy ny sekretera jeneralin’ny Randrana Sendikaly
– FANOMEZANA – Nizara kilalao krismasy tao amin’ny hopitalin’ny zazakely tao Tsaralalàna ny ONG Inviso androany
– FAMBOLENA – Miandry ny rotsak’orana ny faritra Atsimo mba hahafahana miroso amin’ny fambolena, hoy ny governoran’Androy
– BAOLINA KITRA – Ny 4 sy 5 Febroary 2024 no hisokatra indray ny fifaninanana Pro League