VAOVAO – MINUTE FLASH 19 FEBROARY 2021

Affiche YouTube

– TOETRANDRO : Hahatratra telo ka hatramin’ny efatra metatra ny onja any amin’ny fari-dranomasina Atsimo noho ny fandalovan’ilay rivo-doza Guambe
– HETSIKY NY MPANOHITRA : Eny Soamandrakizay no nanomezan’ny prefektiora alalana ireo solombavambahoaka hanao tatitra
– BAOLINA KITRA :Tsy namaly ny fanendrikendrehana nataon’ilay mpanao gazety Romain Molina azy i Nicolas Dupuis