VAOVAO – MINUTE FLASH 19 JANOARY 2024

-FAMBOLENA- Tanimbary amina hektara maro no difotry ny rano ao Ambatondrazaka
-TOETR’ANDRO- Fampitandremana ny mety ho fahabetsahan’ny rotsak’orana ho an’ny faritra Diana ny alahady izao
-FITANTANANA – Hanolotra fitaovana ho an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra i Japon mba hanatsarana ny fanalàna ny fako
-FAMOKARANA ANGOVO – Tetezana 11 amin’ny lalam-pirenena faha-2 no hamafisina hitondrana ireo milina avy any Toamasina mankeny Ambohimanambola