– VALAN’ARETINA – Niampy 40 ny isan’ireo voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
– FITATERANA – Hanatitra Eoropeanina sy Frantsay any La Réunion indray ny orinasa Tsaradia amin’ny sabotsy 20 Jona
– LALANA SY SERASERA – Notazomin’ny Antenimieran-doholona ny fandrarana ny famoahana ny resaka sy ny hevitra tapaka tao anatina fivoriana tsy azon’ny besinimaro atrehina