LALAON’NY NOSY : Mety hisy ireo taranja ho hesorina
FANATANJAHAN-TENA : Hanana ekipa sivy farafahakeliny ny kaontinaonta afrikanina amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany amin’ny baolina kitra
HARENA AN-KIBON’NY TANY : Lany nasiam-panitsiana teny amin’ny Antenimieran-doholona ny volavolan-dalàna hifehy ny harena an-kibon’ny tany
PARLEMENTA : Ny 24 hatramin’ny 31 May no hanao ny tatitra manoloana ireo solombavam-bahoaka ny gouvernementa
