VAOVAO – MINUTE FLASH 19 OKTOBRA 2023.

– HETSIKA POLITIKA – Naparitaky ny mpitandron’ny filaminana tamin’ny baomba mandatsa-dranomaso ny hetsika nataon’ny vondron’ny kandida teny Itaosy
– RAHARAHAM-PIRENENA – Nihaona tamin’ny masoivoho vahiny tetsy Ankorondrano ireo vondron’ny kandida
– HETSIKA POLITIKA – Tsy azo atao intsony ny manelingelina ny fifamoivozana sy ny filaminam-bahoaka amin’ireo hetsika ara-politika, hoy ny préfet-n’Antananarivo
– BAOLINA KITRA – Mikasa ny hanatanteraka fihaonambe nasionaly ny Federasiona malagasy ny baolina kitra