VAOVAO – MINUTE FLASH 19 SEPTAMBRA 2023

– FIFIDIANANA – Nambara ireo mpiara-miombon’antoka iraisam-pirenena eto Madagasikara fa hanaraka akaiky ny fivoaran’ ny fanomanana ny fifidianana filoham-pirenena
– LOZA AN-DRANOMASINA – Olona dimy namoy ny ainy tamin’ny fivadihan’ny botry iray tao Morondava
– FAMPIANARANA AMBONY – Miandry valiny mahafapo avy amin’ny filankevitry ny governemanta rahampitso no mamaritra ny tohin’ny fitokonan’ny SECES
– FARITRA ANOSY – Nandray ny asany ny governora vaovao Voahary Rakotovelomanantsoa