VAOVAO – MINUTE FLASH 2 JONA 20233

– ANGOVO – Manome toky ny Jirama fa tsy hisy fahatapahan-jiro amin’ny maraina
– FAHASALAMANA – Niainga teo Mahamasina ary hitety distrika maro ireo fiaraben’ny fahasalamana
– FAMPIOFANANA – Orinasa sy toeram-piofanana ambony maherin’ny 40 no mandray anjara amin’ilay forum de l’orientation et de l’employabilité etsy Ambatoroka
– FAHALEOVANTENA – Nanomboka androany ny fanamarihana ny fankalazana ny fetim-pirenena