ANTENIMIERAM-PIRENENA : Namantsipantsika ireo zavatra maharary ny vahoaka i Christine Razanamahasoa
JIRAMA – Efa tonga ao Mahajanga ny fiarabe mitondra solika
KANTO – Hisy fanolorana vatsim-pianarana ho ao amin’ny Akademia ANAC ho an’ireo mpandihy hoy ny ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina.
TOAMASINA – Ny sabotsy izao no hamerenana ny adina ara-panantanjahan-tena ho an’ireo kandida amin’ny fanadinana BEPC tsy afaka niatrika androany
