– FITANTANANA : Nampahafantarina androany ny AUGURE agent, fitaovana entina hanampiana ny fitantanan-draharaha momba ny asam-panjakana
– TOETRY NY ANDRO : Vinavinaina hikasika ny fari-dranomasina atsinanan’ny Nosy ny alakamisy 22 Desambra ilay andro ratsy DARIAN
– FANJIFANA : Fromazy lany daty karazany roa nopotehina teny Ambohimangakely
– BASKETBALL – Mpilalao 14 no miatrika ny fampivondronana voalohan’ny Ankoay U19 hiatrika ny fiadiana ny tompondaka eran-tany 2023
