– FAKANA AN-KERINY – Olona miisa 15 izay ahitana ben’ny tanàna sy mpitandro ny filaminana no voasambotra tany Ankazobe, olona roa no mbola tazonin ireo mpaka an-keriny
– FAMPIRANTIANA JIRO –Tapaka ny fifamoivoizana amin’ny lalana eny Antaninarenina sy ny manodidina manomboka amin’ny 5 ora hariva ny 20 Desambra hatramin’ny 1 Janoary
– FANOMEZANA – Ankizy miisa 90 mahery no nizaràn’ny ONG Inviso kilalao krismasy tao amin’ny Akany Felana Maitso Ambohibao androany
– ADY AMIN’NY KOLIKOLY – Vola mitentina 100 tapitrisa ariary mahery no azon’ny ARAI nandritra ny lavanty natao omaly talata
