VAOVAO – MINUTE FLASH 20 JONA 2023

– FANADINAM-PANJAKANA : Vinavinaina hivaly afaka efatra andro hatramin’ny folo andro ny CEPE
– BASKETBALL : Ny alakamisy izao no hihazo an’i Hongria ny Ankoay U19 zazalahy handray anjara amin’ny fiadiana ny amboara eran-tany
– FAHASALAMANA : Maherin’ny 200 ireo toeram-pivarotam-panafody na ny  »dépôt de médicaments » tsy manara-dalàna eto Madagasikara
– FITATERANA : Hanamafy ny fitsirihana ny fanaovana  »visite de conformité » amin’ireo fiara fitaterana iombonana ny eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra