– BAOLINA KITRA – Vonona ny hanarina ny faharesena nanoloana an’i Black Stars-n’i Ghana ny Barea
– POLITIKA – Hanohy ny tolona ny vondron’ny kandidà ary tsy hanaiky ny valim-pifidianana
– FIFIDIANANA – Ny vokatra avy amin’ny antsasa-manilan’ny biraom-pifidianana no efa tonga eny amin’ny CENI, mitarika hatrany ny kandidà Andry Rajoelina
– HAITRANO – Ny Espace Dera Tsiadana sy trano maromaro no kilan’ny afo androany alatsinainy
