– TETI-BOLA – Hiakatra ho 25 tapitrisa ariary isaky ny kaominina ny fanampiana omen’ny fanjakana
– FANDRAHARAHANA – Miandry ny ho vonona tsara i Madagasikara vao hiditra tanteraka ao anatin’ny fifanarahana fifanakalozana malalaka aty Afrika
– FIARAHA-MONINA – Efa amperinasa ny Fitsarana manokana miady amin’ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy na mahavavy

