MANAKARA – Olona telo no naratra tamin’ny lozam-pifamoivoizana niseho tamin’ny zotra an-dalam-by FCE
RAHARAHAM-PIRENENA – Nihaona tamin’ny Filohan’ny Antenimieran-doholona ny Filohan’ny FFKM, Pastera Ammi Irako Andriamahazosoa androany
TONTOLO IAINANA – Trozona lehibe iray no fefika teo amin’ny morontsirak’Antsiranana mifanandrify amin’ny fokontany Lazaret Sud
ANTANANARIVO – Tontosaina amin’ity herinandro ity eny Mandrangobato ny hetsika fahasalamana manakaiky vahoaka
