– LALAON’NY NOSY – Tsy hisy ny varotra mahazatra eny Mahamasina ny 24 sy 31 Aogositra
– BAKALOREA – Nivoaka izao hariva izao ny valim-panadinana ao Toamasina
– BAOLINA KITRA – Norombahan’ny ekip voafantin’Antananarivo ny amboaran’ny filoham-pirenena 2023
– FAMPIANARANA AMBONY – Nanamafy ny hetsika fitakiana ataony ny Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra
