VAOVAO MINUTE FLASH 21 APRILY 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA – Olona 6 no lavon’ny valanaretina Covid-19, 390 ireo tranga vaovao ny talata 20 aprily.
– ANGOVO– Ho tapaka 48 ora ny jiro any Antanambe Amparafaravola nohon’ny famaizan’ny toby famokarana herinaratra any an-toerana.
– VALANARETINA – Nahazo CTC-19 vaovao mahazaka marary 150 ny tanan’ny Taolagnaro.