VAOVAO – MINUTE FLASH 21 DESAMBRA 2022

– FITSIPAHAM-PITOKISANA : Tsy noraisin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàm-panorenana ny fangatahan-kevitry ny HCDDED
– RAHARAHAM-PIRENENA – Miaro ny safidim-bahoaka ny Tafika Malagasy, hoy ny Jeneraly Richard Rakotonirina
– FIZAHANTANY – Nahatratra 106.000 ny mpizahatany nitsidika an’i Madagasikara hatramin’ny volana Novambra
– SARIMIHETSIKA : Hivoaka tsy ho ela ny horonantsary mitantara an’i Didier Ratsiraka