VAOVAO – MINUTE FLASH 21 JANOARY 2021

Affiche YouTube

– FIFAMOIVOIZANA : Fiara 20% tamin’ireo voara-mason’ny foibe fitsarana fiarakodia na ny DGSR no tsy ara-dalàna – JIRAMA : Nomen’ny filankevitry ny minisitra 48 ora handaminana ireo sarany vaovao nampiharina tamin’ity volana janoary ity – PARLEMANTA : Tokony hifanaraka amin’ny tetibolam-panjakana ny isan’ireo mpiara-miasa akaiky amin’ny loholona hoy ny Fitsarana Avo momba ny Lalàm-panorenana