FIFIDIANANA : Mpifidy maherin’ny 11 tapitrisa no voarakitra anaty rejistra nasionaly
BASKETBALL : Ny Partizan avy any Serbia sy ny Sansar avy any Mongolia no hihaona amin’Antananarivo mandritra ny Fiba 3×3 Challengers Wuxi hatao any Sina
BAKALOREA : « Tsy ny filohan’ny Repoblika no tompon’andraikitra amin’ny olana mitranga eny ifotony fa misy ny tompon’andraikitra eny ifotony », hoy i Lalatiana Rakotondrazafy
FIFINDRA-MONINA : Teratany Malagasy miisa 27 no nalefa nody avy atsy Mayotte
