– FAMPIANARANA AMBONY : Hanangana »cellule de crise » ny Seces, sampana Antananarivo manoloana ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena
– FAHASALAMANA : Nihena 25% ireo olona voan’ny tazomoka ny taona 2022 teto Madagasikara raha araka ny tatitry ny PMI na ny U.S. President’s Malaria Initiative
– FANATANJAHAN-TENA : Atleta efatra no hisolotena an’i Madagasikara mandritra ny Lalao afrikana amin’ny torapasika
– FANADINAM-PANJAKANA : Hanome tan-tsoroka maimaimpoana ho an’ireo ankizy hanala fanadinana bakalorea ny kaominina Antananarivo Renivohitra
