– FAMPIANARANA AMBONY – Miato indray ny fampianarana eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo manomboka rahampitso alarobia
– BAOLINA KITRA –Isa telo avy tamin’ny lalao roa no azon’ny Barea nandritra ny andro roa voalohany amin’ny fifanintsanan’ny amboara maneran-tany 2026
– VAROTRA – Hanondrana lotisia any Rosia koa i Madagasikara
– FIFIDIANANA – 25%-ny vokatra avy amin’ireo biraom-pifidianana avy any Toliara ihany no efa voakirakiran’ny CENI ny talata maraina
