VAOVAO – MINUTE FLASH 21 SEPTAMBRA 2020

Affiche YouTube

– VALANARETINA : Olona 20 vaovao voan’ny coronavirus, olona roa maty

– FITANTANANA : Mila fotoana ny fahafantarana ireo fitsipika maro mifehy ny CMH hoy i Naina Andriantsitohaina
– FANABEAZANA : 5% ny mpianatra no tsy tonga nanatrika ny fanadinana BEPC teto Antananarivo renivohitra