VAOVAO – MINUTE FLASH 22 AOGOSITRA 2023

– FIFIDIANANA – Hisokatra rahampitso alarobia 23 Aogositra ny fametrahana ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho Filoham-pirenena
– FANORENANA – Hiara-hiasa amin’ny BMOI ny fanjakana amin’ny tetik’asa trano mora
– LALAON’NY NOSY – Ho tanterahina rahampitso ny lanonana fitsofan-drano ireo solontena malagasy.
– FITANDROANA FILAMINANA – Polisy miisa 1850 no ahetsika mandritry ny lalaon’ny Nosy