– VALANARETINA : Olona folo lavon’ny coronavirus, olona 477 vaovao mitondra ny tsimokaretina
– VAROTRA : Fanafody enina no tsy maintsy fantatra mazava ny vidiny eny anivon’ireo toeram-pivarotam-panafody
– FITATERANA : Mikatona tanteraka amin’ny mpandeha avy any ivelany i Madagasikara

