VAOVAO – MINUTE FLASH 22 DESAMBRA 2023

FETY FARAN’NY TAONA : Misokatra azon’ny besinimaro hidirana ny tokotanin’ny Lapan’Ambohitsirohitra izay voaravaka jiro
FANDAMINANA : Polisy monisipaly miisa 650 no handamina eto Antananarivo mandritra ny fety
LANONANA FARAN’NY TAONA : Misy hetsika sy kilalao ho an’ny ankizy ihany koa eny Analakely
RUGBY : Hiverina hiatrika lalao iraisam-pirenena indray ny Makis lehilahy amin’ny taona 2024