– ANKAZOBE – Miaramila miisa 5 sy olon-tsotra 4 no hiakatra fampanoavana ao Ankazobe ny talata izao mahakasika ny famonoana ny ben’ny tananan’Andranomiely
– ANDRO RATSY – Olona iray no maty ary roa no tsy hita popoka
– BAOLINA KITRA – CFFA, AS Fanalamanga, Disciples FC ary Elgeco Plus no hiatrika ny lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara
– BASKETBALL – Telo amin’ireo ekipam-pirenena efatra ao amin’ny vondrona D no ho tafita hiatrika ny Afrobasket 2025
