VAOVAO – MINUTE FLASH 22 JONA 2023

– FIFIDIANANA – Mety ho tontosaina amin’ny volana martsa na volana may 2024 ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsaina hoy ny CENI
– FIVORIANA – Mandray anjara amin’ny fihaonana momba ny fifanrahana ara-bola vaovao maneran-tany ny Filoha Rajoelina
– FITRANDRAHANA HARENA-KIBON’NY TANY – Nohavaozina ary hahazoan’ ny firenena malagasy tombotsoa kokoa ny fifanarahana eo amin’ny fanjakana sy ny orinasa QMM
– FAMATSIANA – Niharan-doza tao Sahamamy- Brickaville ny fiaraben’ny orinasa Jirama mitondra solika