VAOVAO – MINUTE FLASH 22 MAY 2023

LITERATIORA : Tontosa androany ny lanonana fanolorana ny loka an’i Michèle Rakotoson, nahazo ny « Prix Orange du Livre en Afrique ».
FANATANJAHANTENA : Nahena ho 17 ny isan’ny taranja hifaninanana mandritra ny Lalaon’ny Nosy 2023, eto Antananarivo avokoa no ho atao
RUGBY : Resin’ny Kenya 29 no 20 ny Maki vehivavy ny sabotsy teo, tsy maintsy mitady fandresena manoloana ny Kamerona ny Malagasy
FAHASALAMANA : Miisa 15 ny olona mitondra ny tsimokaretina covid-19 tamin’ny herinandro ny 13 mey hatramin’ny 19 mey.