VAOVAO – MINUTE FLASH 22 NOVAMBRA 2022

– VAROTRA : Mihena 5000 taonina eo ny vokatra litisia any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana
– VOLAVOLAN-DALANA : 45 lavitrisa ariary no vola natokana hoan’ny fifidianana ho an’ny taona 2023
– KOLONTSAINA : Hanohana ny hetsika Zaza Rap Taiza ny ministeran’ny Fizahantany
– KOLONTSAINA : Hotanterahina ny 25 Novambra hatramin’ny 4 Desambra ny Madagascourt film