– FIFIDIANANA – Sivy andro farafahaelany aorian’ny famoahan’ny Ceni ny valim-pifidianana vonjimaika no hanambaran’ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana ny valim-pifidianana ofisialy
– FIFIDIANANA – Mbola mitarika amin’ny salan’isa 60,48% i Andry Rajoelina raha 61,13%-n’ny biraom-pifidianana no efa voakirakira
– FANADIHADIANA – Voaantso eny amin’ny sampana fikarohana heloka bevava i Barson Rakotomanga sy Sammy Grégoire Ravelonirina, mpitarika sendikaly
– BAOLINA KITRA – Laharana fahatelo i Madagasikara tao aorian’ny andro faharoan’ny fifanintsanan’ny amboara eran-tany ao amin’ny vondrona I
